| Entrée | 1 mitono aina |
| Partie du discours | 2 locution |
| Mots élémentaires | 3 mitono, aina |
| Explications en malgache |
4 [1.1] minia manao an-kasahiana ny zavatra mety hahafaty; tsy miraharaha ny ho faty mba hahazoana zava-tsoa iray kendrena |
| Explications en anglais |
5 [1.2] to risk one's life, to make life as worthless as a lost nail. 6 [1.7] to risk one's life |
| Explications en français |
7 [1.8] risquer sa vie |
| Exemples |
8 [2.324] Kivy izahay, fa tsy naharaka intsony, satria hitanay, fa mitono aina foana izany. |
| Synonymes | 9 manao aina tsy ho zavatra, mivarotra aina |
| Anagrammes | 10 mitono aina, notamoinay, notaominay |
| Mis à jour le 2025/01/21 |
|